Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Mankasitraka groupe mpitohazara.❤❤❤❤❤❤
Tsara fa misaotry rô😍😘
Merci tsara koi ity gnemaregny raikavao gne divanay jesosy ro mahay Magnazava gne divanay gne olo belo amen
Erohognao tsabodako fa fiegnako. ❤❤❤❤❤❤! Makasitraky indrindry anareo Tompoko o!
Marna izany" iaho izay ma rô d'efa tsy olo sanaky..."
Tiako loatra Hira ty misaotra groupe namorona 😍😍😍😍
Miaiky anao zaho am gitara sefo ô, chapeau l'artiste!!! Tsara be hira fa ny clip koa tena henjana be..
Da anao e tavandraiko Jesosy.. merci
anao e tavandrainay jesosy ☝.misaotry e tariky mpitohazara
Misaotra anareo mitory filazantsara.. tiako aby ny hiranareo.. aiza ahitana CD? Matsiaro any Manakara ategna.
hamatra habara cd nareo toa da mitady iao ka tsisy tiko .tsara aby hira nareo misaotra aby
tsara be
♥️♥️
Tsar dato
Misaotrsa. Tompoko. Fa. Falifaly. Sady. Miramirana